Ho tia aho (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy misy fandresena toy izao
Mandray ny famonjena natolotrao
Tsy vitsy ireo misalasala
Iza no tsy mahalala
Fa mamitaka izao fiainana izao

Nefa raha amiko fantatrao
Fa mangetaheta ny hanompo anao
Tsy sanatria rglwanc hoe noterena
fa tena fanoloran-tena
Ny amiko rehetra atolotro Anao

Na yjrfsw ho maro cprdul aza ireo tsy tia
Ndeha hivadika Aminao tononkira.serasera.org sanatria
Ity foko efa babon'ilay fitiavana tsy hatakalo
Ho tia Anao mandrakizay doria

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0459