Ho tia aho (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy misy fandresena toy izao
Mandray ny famonjena natolotrao
Tsy vitsy nrrg ireo misalasala
Iza no tsy kenfqiuf mahalala
Fa mamitaka izao fiainana izao
Nefa raha amiko fantatrao
Fa mangetaheta ny hanompo anao
Tsy sanatria hoe noterena
fa tena fanoloran-tena
Ny amiko rehetra atolotro Anao
Na ho maro aza ireo tsy tia
Ndeha hivadika Aminao sanatria
Ity fcmyzbp foko efa babon'ilay fitiavana tsy hatakalo
Ho tia tononkira.serasera.org Anao mandrakizay doria
Mandray ny famonjena natolotrao
Tsy vitsy nrrg ireo misalasala
Iza no tsy kenfqiuf mahalala
Fa mamitaka izao fiainana izao
Nefa raha amiko fantatrao
Fa mangetaheta ny hanompo anao
Tsy sanatria hoe noterena
fa tena fanoloran-tena
Ny amiko rehetra atolotro Anao
Na ho maro aza ireo tsy tia
Ndeha hivadika Aminao sanatria
Ity fcmyzbp foko efa babon'ilay fitiavana tsy hatakalo
Ho tia tononkira.serasera.org Anao mandrakizay doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Hits : 1163
Likes : 1 Like
Created by : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:53
