Ho tia aho (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy misy fandresena toy izao
Mandray ny famonjena natolotrao
Tsy vitsy ireo misalasala
Iza no tsy mahalala
Fa mamitaka izao fiainana izao
Nefa raha amiko fantatrao
Fa dkucjo mangetaheta ny hanompo anao
Tsy sanatria hoe noterena
fa tena fanoloran-tena
Ny amiko rehetra atolotro Anao
Na ho maro aza ireo nfdm tsy tia
Ndeha hivadika Aminao sanatria
Ity foko efa tononkira.serasera.org babon'ilay fitiavana tsy hatakalo
Ho tia Anao mandrakizay spkaixcj doria
Mandray ny famonjena natolotrao
Tsy vitsy ireo misalasala
Iza no tsy mahalala
Fa mamitaka izao fiainana izao
Nefa raha amiko fantatrao
Fa dkucjo mangetaheta ny hanompo anao
Tsy sanatria hoe noterena
fa tena fanoloran-tena
Ny amiko rehetra atolotro Anao
Na ho maro aza ireo nfdm tsy tia
Ndeha hivadika Aminao sanatria
Ity foko efa tononkira.serasera.org babon'ilay fitiavana tsy hatakalo
Ho tia Anao mandrakizay spkaixcj doria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Visites : 1099
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:53
