Asa Fanopoa (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny asa fanopoa, ja hadinoaMiaraka amin'ny Tompo eni zao tsamba sasapoa a
Ataovy soa ny asa ho an'Andriamagnitsa e
Fa ny valisoa homeny hatagn'andanitsa e
Ref :
Eh raolo, ano ndraika moa
Ny asa fanopoa ja hadinoa
Eh raolo, ano ndraika mo e,
Ano e, hiditse agn'ampiangonana
2. Ny as atao e, ankino amin'Andriamagnitsa
Fa ho lavorary eni mo sady hafinaritsa a
Ja mitebiteby, eko aja miasa saigna
Fa ny Tomponao e, tsa hampiasa maignaaa
Ref :
Eh raolo, ano ndraika moa
Ny asa fanopoa ja hadinoa
Eh raolo, ano ndraika mo e,
Ano e, hiditse agn'ampiangonana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 493
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:53