Asa Fanopoa (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny asa fanopoa, ja hadinoa
Miaraka amin'ny Tompo eni zao tsamba sasapoa a
Ataovy soa ny asa ho an'Andriamagnitsa e
Fa ny valisoa homeny hatagn'andanitsa e

Ref :
Eh raolo, ano ndraika moa
Ny asa fanopoa ja hadinoa
Eh raolo, ano ndraika mo e,
Ano e, hiditse agn'ampiangonana


2. Ny as atao e, ankino amin'Andriamagnitsa
Fa ho lavorary eni mo sady hafinaritsa a
Ja mitebiteby, eko aja miasa saigna
Fa ny Tomponao e, tsa hampiasa maignaaa



Ref :
Eh raolo, ano ndraika moa
Ny asa fanopoa ja hadinoa
Eh raolo, ano ndraika mo e,
Ano e, hiditse agn'ampiangonana
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1147