Fitiavana an'i Neny (Dadah Rabel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia, Neny tiako eto am-pofoako
Eto an-tsandriko ankavia
Mba ho akaikin’ ny foko
Etsy ho esoriko ireo volofotsy
Hotantaraiko angano ianao
Sady hoarahiko rotsirotsy.
Ooo, ooo, ooo, ooo,
Ny adidy tsy efanao mbola tianao ho tohizana
Tsy mahatsiaro hasasarana, tononkira.serasera.org tsy mahalala vizana
Mikisakisaka hita ho torovana
Aok’izay, f’ianao ilay niaro indray
No mba exrtw mila fiarovana.
Ooo, ooo, ooo, ooo,
Avia, Neny zocq tiako fa kiga aza miahiahy
Ny ataoko anie sombin'ny vitanao fahizay
Etsy ho tantanako fa efa lanaka
Ny aina no, ny aina no matezà
Fa hifampitaiza isika mianaka.
Eto an-tsandriko ankavia
Mba ho akaikin’ ny foko
Etsy ho esoriko ireo volofotsy
Hotantaraiko angano ianao
Sady hoarahiko rotsirotsy.
Ooo, ooo, ooo, ooo,
Ny adidy tsy efanao mbola tianao ho tohizana
Tsy mahatsiaro hasasarana, tononkira.serasera.org tsy mahalala vizana
Mikisakisaka hita ho torovana
Aok’izay, f’ianao ilay niaro indray
No mba exrtw mila fiarovana.
Ooo, ooo, ooo, ooo,
Avia, Neny zocq tiako fa kiga aza miahiahy
Ny ataoko anie sombin'ny vitanao fahizay
Etsy ho tantanako fa efa lanaka
Ny aina no, ny aina no matezà
Fa hifampitaiza isika mianaka.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dadah RabelVangy : 764
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 05/05/2025 17:51
