Fitiavana an'i Neny (Dadah Rabel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia, Neny tiako eto am-pofoako
Eto an-tsandriko ankavia
Mba ho akaikin’ ny foko
Etsy ho esoriko ireo volofotsy
Hotantaraiko pczdvq angano ianao
Sady hoarahiko rotsirotsy.

Ooo, ooo, ooo, ooo,

Ny adidy tsy mlrxfvnx efanao mbola tianao ho tohizana
Tsy mahatsiaro hasasarana, tsy mahalala vizana
Mikisakisaka hita ho torovana
Aok’izay, f’ianao ilay niaro indray
No mba mila nioqovct fiarovana.

Ooo, ooo, ooo, ooo,

Avia, Neny tiako tononkira.serasera.org fa aza miahiahy
Ny ataoko anie sombin'ny vitanao fahizay
Etsy ho tantanako fa efa lanaka
Ny aina no, ny aina no matezà
Fa hifampitaiza isika mianaka.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Dadah Rabel
Hits : 765
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 05/05/2025 17:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294