Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy ho ela intsony (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora o! ucxufhm Aza dia sondriana
Diniho sy hevero, tononkira.serasera.org Zay hiafaranao
Mandalo anie, ny hatanorana
Ka mba jereo ny fanahinao
Tsy ho ela intsony, Hoy aho aminao
Dia ho fongana izao rehetra qcygqwol izao
Avia manantona ny Tompo dieny izao
Hararaoty ny fotoana azo hibebahana
Ry mino ô! Miorena tsara
Hazony mafy ny finoana
Satana anie mi-remby fatratra boidcn
Mitady hevitra hamatorana ahy sy ianao
A/C : Andriamparany
Diniho sy hevero, tononkira.serasera.org Zay hiafaranao
Mandalo anie, ny hatanorana
Ka mba jereo ny fanahinao
Tsy ho ela intsony, Hoy aho aminao
Dia ho fongana izao rehetra qcygqwol izao
Avia manantona ny Tompo dieny izao
Hararaoty ny fotoana azo hibebahana
Ry mino ô! Miorena tsara
Hazony mafy ny finoana
Satana anie mi-remby fatratra boidcn
Mitady hevitra hamatorana ahy sy ianao
A/C : Andriamparany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 1042
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 09:02
