Tsy ho ela intsony (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora o! Aza dia sondriana
Diniho sy hevero, Zay lukipu hiafaranao
Mandalo anie, ny hatanorana
Ka mba jereo ny fanahinao
Tsy ho ela intsony, Hoy vfhth aho aminao
Dia ho tononkira.serasera.org fongana kegqw izao rehetra izao
Avia manantona ny Tompo dieny izao
Hararaoty ny fotoana azo hibebahana
Ry mino ô! Miorena tsara
Hazony mafy ny finoana
Satana anie mi-remby fatratra
Mitady hevitra hamatorana ahy sy ianao
A/C : Andriamparany
Diniho sy hevero, Zay lukipu hiafaranao
Mandalo anie, ny hatanorana
Ka mba jereo ny fanahinao
Tsy ho ela intsony, Hoy vfhth aho aminao
Dia ho tononkira.serasera.org fongana kegqw izao rehetra izao
Avia manantona ny Tompo dieny izao
Hararaoty ny fotoana azo hibebahana
Ry mino ô! Miorena tsara
Hazony mafy ny finoana
Satana anie mi-remby fatratra
Mitady hevitra hamatorana ahy sy ianao
A/C : Andriamparany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 1091
Likes : 1 Like
Created by : Valova
Date : 14/10/2020 09:02
