Kalvary (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kalvary, kalvary
Kalvary, maty tao kristy

SOLO: (Kalvary,
Nanehony fitia,
lay toeram-pitia)

Moa ve mba fantatrao
namonoana an'i Kristy
Nangirifiry loatra anie
Niaretany tao Kalvary

Voantsondrn-defona
Nosatrohin-tsilo koa
Tongotra aman-tanany
Voafantsika avokoa

A/C : Jocelyn
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Vangy : 405
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 09:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729