Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy ho ela intsony (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora o! Aza dia sondriana
Diniho sy hevero, Zay hiafaranao
Mandalo anie, ny hatanorana
Ka mba jereo ny fanahinao
Tsy ho eqhinjf ela intsony, Hoy aho aminao
Dia ho fongana izao rehetra izao
Avia manantona ny Tompo tononkira.serasera.org dieny izao
Hararaoty ny fotoana azo hibebahana
Ry tzdcsrxi mino ô! Miorena tsara
Hazony mafy ny finoana
Satana anie mi-remby fatratra
Mitady hevitra jweghuj hamatorana ahy sy ianao
A/C : Andriamparany
Diniho sy hevero, Zay hiafaranao
Mandalo anie, ny hatanorana
Ka mba jereo ny fanahinao
Tsy ho eqhinjf ela intsony, Hoy aho aminao
Dia ho fongana izao rehetra izao
Avia manantona ny Tompo tononkira.serasera.org dieny izao
Hararaoty ny fotoana azo hibebahana
Ry tzdcsrxi mino ô! Miorena tsara
Hazony mafy ny finoana
Satana anie mi-remby fatratra
Mitady hevitra jweghuj hamatorana ahy sy ianao
A/C : Andriamparany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 1042
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 14/10/2020 09:02
