Hosana! Haleloia! (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

https://tononkira.serasera.org/hira/cnff-chorale-ny-feo-fihavaozana-flmak-ambohimena-antsirabe/hosana-haleloia

Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Seza fiandrianana, sy ny zanak'ondry anie
Ny saotra sy ny haja sy ny voninahitra
saotra sy ny haja, voninahitra
hasandratray ho an'i Tompo Andriamanitra tsitoha
Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Sy ny zanak'ondry anie ny voninahitra

Dera laza no atolotray,
ho an'ny Tompotononkira.serasera.org ilay tsitoha Andriamanitray
fa masina ianao,
Masina ny Tompo Andriamanitra tsitoha
Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Sy ny zanak'ondry anie ny voninahitra

Bass: Mankalazà an'Andriamanitra
ilay nahary izao rehetra izao
venteso mafy ny tsanta vaovao
hosana haleloia
hosana haleloia, hosana haleloia, hosana haleloia

A/C : Andriamparany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Mpamaky : 13
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Valova
Tamin'ny : 14/10/2020 19:46:21
ID : 13100

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo