Madagasikaranay (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

https://tononkira.serasera.org/hira/cnff-chorale-ny-feo-fihavaozana-flmak-ambohimena-antsirabe/madagasikaranay

Ray malala o! tahio ny tanindrazanay
Jereo sy vimbino re ny Fiangonanay
Mba handroso lalandava hanao ny sitrakao
Hahay hidera anao ho tonga olom-baovao

Ref: Tompo o! ty Madagasikaranay ity
         Ireo Mpitondranay arovinao tsy hania e
         Tsy hilavo lTsiky dia ampyefona amin'ny asa izay hatao
         Fa hiakina amin-kery sy ny Voninahitrao
Ref:........

Ny tafio-drivotra sy loza marobe
Dia ampanginonao mba tsy hamely anay anie
Ny herin-tsandrinao no Andry iakinanay
Ho sabatra sy apinga hiaro ny Firenenay

Ref: ...x2

A/C: RANDRIANASOLO Rodolphe

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Mpamaky : 142
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Valova
Tamin'ny : 01/04/2020 10:25:01
ID : 12648

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo