Lalam-baovao (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

https://tononkira.serasera.org/hira/cnff-chorale-ny-feo-fihavaozana-flmak-ambohimena-antsirabe/lalam-baovao

1-Ny lalana lalam-baovao no soritanao mba hizorako
Tsy fantatro izay ao m-badika ao
Nefa matoky anao Tompo ô

Mahitsy tora-tady; zay lalana ombako
fa lalam-baovao no soritanatononkira.serasera.orgo halehako
raha ianao no mitantana ahy
dia ny lalanao no hizorako

Jeso fitarik'andro no mitantana ny diako
ka lalam-baovao no soritanao halehako
raha ianao no mitantana ahy
dia ny lalanao no hizorako

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Mpamaky : 45
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Valova
Tamin'ny : 14/10/2020 07:01:47
ID : 13097

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo