Miantso anao ny Tompo (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fiainanay Andriamanitra ô
Miharihary en anatrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Ka hatramin'ny xwpdnlt aiko aza dia am-pelantananao
Tsy takatry ny sainay, ry Jesosy ô
Ny Hevitra fvnnwhr hieveranao, ny momba anay ety
Na sarotra sy mafy ny ady osdohv hatrehanay
Indro ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao Ianao
2-Manambitamby Jesosy izao
Miantso hoe avia ry ondry izay nania
Tsy zakany raha mahita ny ondriny
Mirenireny fa tsy ao am-balany
A/C : Jocelyn tononkira.serasera.org
Miharihary en anatrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Ka hatramin'ny xwpdnlt aiko aza dia am-pelantananao
Tsy takatry ny sainay, ry Jesosy ô
Ny Hevitra fvnnwhr hieveranao, ny momba anay ety
Na sarotra sy mafy ny ady osdohv hatrehanay
Indro ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao Ianao
2-Manambitamby Jesosy izao
Miantso hoe avia ry ondry izay nania
Tsy zakany raha mahita ny ondriny
Mirenireny fa tsy ao am-balany
A/C : Jocelyn tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 869
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 09:02
