Omeo hery (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handalo ady sarotra ry tompo
Inty mpanompo izay finidinao
Niaritra ny eso latsa fahamarinana
Kanefa tsy hiemotr'aho fa manana anao
2\F'ianao izay torianay aza tompo
Niaritra ny mafy no izao koa
Voaheloka ho faty nohon'ny famarinana
Nandao ny fiandrianana ortv sy ny voninahitrao
Ref:Mainkana fa izao izay mijoro eto izao
Mpanota toa azy ireo no mba tinendrinao
Raha vavan'olona tsy tia no hampilofik'ahy
Meteza Tompo hanangan'ahy indray
Omeo hery ny panomponao ahemjk Ray udxqxdy ô
Vimbinonao ny dian'ity mpanomponao
Topazo maso velomy ny fanahy
Hazoto tsara hanao ny asanao....
A/C: tononkira.serasera.org Mihary Group
Inty mpanompo izay finidinao
Niaritra ny eso latsa fahamarinana
Kanefa tsy hiemotr'aho fa manana anao
2\F'ianao izay torianay aza tompo
Niaritra ny mafy no izao koa
Voaheloka ho faty nohon'ny famarinana
Nandao ny fiandrianana ortv sy ny voninahitrao
Ref:Mainkana fa izao izay mijoro eto izao
Mpanota toa azy ireo no mba tinendrinao
Raha vavan'olona tsy tia no hampilofik'ahy
Meteza Tompo hanangan'ahy indray
Omeo hery ny panomponao ahemjk Ray udxqxdy ô
Vimbinonao ny dian'ity mpanomponao
Topazo maso velomy ny fanahy
Hazoto tsara hanao ny asanao....
A/C: tononkira.serasera.org Mihary Group
--------
Rohy:
Hevitra
Dassia
(
05/01/2023 08:50)
Ahazo hery hatrany isika rehetra eo amn'ny fanompoana ny Tompo e! ary tsy hiembotra izany mandrapaha tepitry ny fofonaina
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 965
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 01/04/2020 12:25
