Miomàna (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana, aza mianahana
efa lera anie izao
sao sondriana ianao ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe hatraiza
ny faharetanao tononkira.serasera.org
Sao tsy haharitra mandram-pahatonga ny mpampakatra
eo ianao vao tjzomgjd ihanahana
hoe aiza indray no ividy e
tano mafy fikiro izay eo vwqyuvj am-pelantananao
sao hisy handrombaka, ny satro-boninahitra
Fikiro mafy e, surajpqg eeeeeeeeeee
Mihevera, akaiky anie ny lera
omany dieny izao
sao variana ianao ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe hatraiza
ny faharetanao
efa lera anie izao
sao sondriana ianao ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe hatraiza
ny faharetanao tononkira.serasera.org
Sao tsy haharitra mandram-pahatonga ny mpampakatra
eo ianao vao tjzomgjd ihanahana
hoe aiza indray no ividy e
tano mafy fikiro izay eo vwqyuvj am-pelantananao
sao hisy handrombaka, ny satro-boninahitra
Fikiro mafy e, surajpqg eeeeeeeeeee
Mihevera, akaiky anie ny lera
omany dieny izao
sao variana ianao ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe hatraiza
ny faharetanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 03/03/2025 06:37
