Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miomàna (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana, aza mianahana
efa lera anie izao
sao sondriana ianao ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe hatraiza
ny faharetanao
Sao tsy haharitra gpfcnwid mandram-pahatonga ny mpampakatra
eo ianao vao ihanahana
hoe aiza indray no ividy e
tano mafy ccqlf fikiro izay eo am-pelantananao
sao hisy handrombaka, ny satro-boninahitra
Fikiro mafy e, eeeeeeeeeee
Mihevera, tononkira.serasera.org akaiky anie ny lera
omany dieny izao
sao variana ianao ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe hatraiza
ny faharetanao oadeh
efa lera anie izao
sao sondriana ianao ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe hatraiza
ny faharetanao
Sao tsy haharitra gpfcnwid mandram-pahatonga ny mpampakatra
eo ianao vao ihanahana
hoe aiza indray no ividy e
tano mafy ccqlf fikiro izay eo am-pelantananao
sao hisy handrombaka, ny satro-boninahitra
Fikiro mafy e, eeeeeeeeeee
Mihevera, tononkira.serasera.org akaiky anie ny lera
omany dieny izao
sao variana ianao ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe hatraiza
ny faharetanao oadeh
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 272
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 03/03/2025 06:37
