Miomàna (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana, aza mianahana
efa lera anie izao
sao sondriana ianao ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe hatraiza
ny faharetanao
Sao tsy haharitra mandram-pahatonga wyvxa ny mpampakatra
eo ianao vao ihanahana
hoe aiza indray no ividy e
tano mafy fikiro izay eo am-pelantananao
sao hisy handrombaka, ny satro-boninahitra
Fikiro mafy bxtvswvd e, eeeeeeeeeee
Mihevera, akaiky anie ny lera
omany dieny izao
sao variana ianao zqpgkws ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe tononkira.serasera.org hatraiza
ny faharetanao
efa lera anie izao
sao sondriana ianao ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe hatraiza
ny faharetanao
Sao tsy haharitra mandram-pahatonga wyvxa ny mpampakatra
eo ianao vao ihanahana
hoe aiza indray no ividy e
tano mafy fikiro izay eo am-pelantananao
sao hisy handrombaka, ny satro-boninahitra
Fikiro mafy bxtvswvd e, eeeeeeeeeee
Mihevera, akaiky anie ny lera
omany dieny izao
sao variana ianao zqpgkws ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe tononkira.serasera.org hatraiza
ny faharetanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 274
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 03/03/2025 06:37
