Tsy ho ela intsony (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora o! Aza dia sondriana
Diniho sy hevero, Zay hiafaranao
Mandalo anie, ny hatanorana
Ka mba jereo pryaqd ny fanahinao
Tsy fytn ho ela intsony, Hoy tononkira.serasera.org aho aminao
Dia ho fongana izao rehetra izao
Avia manantona ny Tompo dieny izao
Hararaoty ny fotoana azo hibebahana
Ry mino ô! Miorena tsara
Hazony mafy ny finoana
Satana anie mi-remby snmjp fatratra
Mitady hevitra hamatorana ahy sy ianao
A/C : Andriamparany
Diniho sy hevero, Zay hiafaranao
Mandalo anie, ny hatanorana
Ka mba jereo pryaqd ny fanahinao
Tsy fytn ho ela intsony, Hoy tononkira.serasera.org aho aminao
Dia ho fongana izao rehetra izao
Avia manantona ny Tompo dieny izao
Hararaoty ny fotoana azo hibebahana
Ry mino ô! Miorena tsara
Hazony mafy ny finoana
Satana anie mi-remby snmjp fatratra
Mitady hevitra hamatorana ahy sy ianao
A/C : Andriamparany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 1039
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 09:02
