Miankohofa (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Asandratray avo re ny feonay
hankalaza an'Andriamanitra
Fa fahazavana tsy kjmesxt manam-paharoa
No natolony ho taratry ny fiainanay
Réf: Miankohofa eo tononkira.serasera.org anoloany ianao
manomeza voninahitra azy
fa fiadanana sy fo vaovao
no fahasoavana azonao
Ka dera, zryqk dera laza haja sy ny fisaorana
no fanatitra hatolotray
2- Hikam-pifaliana sy feo fiderana
re manako hatrany an-danitra
fa Jeso mpanjaka zpcrisw ilay mpanavotra
no efa velona nandresy fahafatesana
A/C : Andriamparany
hankalaza an'Andriamanitra
Fa fahazavana tsy kjmesxt manam-paharoa
No natolony ho taratry ny fiainanay
Réf: Miankohofa eo tononkira.serasera.org anoloany ianao
manomeza voninahitra azy
fa fiadanana sy fo vaovao
no fahasoavana azonao
Ka dera, zryqk dera laza haja sy ny fisaorana
no fanatitra hatolotray
2- Hikam-pifaliana sy feo fiderana
re manako hatrany an-danitra
fa Jeso mpanjaka zpcrisw ilay mpanavotra
no efa velona nandresy fahafatesana
A/C : Andriamparany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 767
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 09:02
