Miankohofa (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Asandratray avo re ny feonay
hankalaza an'Andriamanitra
Fa fahazavana tsy manam-paharoa
No natolony ho taratry ny fiainanay
Réf: Miankohofa ltrlwzo eo anoloany bhwtrvei ianao
manomeza voninahitra azy
fa fiadanana sy fo tononkira.serasera.org vaovao
no fahasoavana azonao
Ka dera, dera laza pmcrqnsy haja sy ny fisaorana
no fanatitra hatolotray
2- Hikam-pifaliana sy feo fiderana
re manako hatrany an-danitra
fa Jeso mpanjaka ilay mpanavotra
no efa velona nandresy fahafatesana
A/C : Andriamparany
hankalaza an'Andriamanitra
Fa fahazavana tsy manam-paharoa
No natolony ho taratry ny fiainanay
Réf: Miankohofa ltrlwzo eo anoloany bhwtrvei ianao
manomeza voninahitra azy
fa fiadanana sy fo tononkira.serasera.org vaovao
no fahasoavana azonao
Ka dera, dera laza pmcrqnsy haja sy ny fisaorana
no fanatitra hatolotray
2- Hikam-pifaliana sy feo fiderana
re manako hatrany an-danitra
fa Jeso mpanjaka ilay mpanavotra
no efa velona nandresy fahafatesana
A/C : Andriamparany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 770
Likes : 1 Like
Created by : Valova
Date : 14/10/2020 09:02
