Mandra-maty (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sahy novonoinananaiky noesoina
ho fanavotany ahy sy ianao
nandatsaka ny ràny
nanolotra ny ainy
ho ahy sy ho anao ilay sakaizany
Réf:
Jeso malala ô tsampako
ny halalin'ny fitiavanao
ny foko torotoro vao misaina ny nijalianao
havaoziko eto indray
ilay voadiko hatrizay
mandra-maty aho hanaraka anao
2- Niharitra ny mafy
tsy misy ny toa Azy
fa fitiavany ahy sy ianao
nalatsany ny ràny
natolony ny ainy
nanehoany ny fitiavany
Réf:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 136
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 03/03/2025 06:27
