Mandra-maty (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sahy novonoina
nanaiky noesoina
ho fanavotany dojl ahy sy ianao
nandatsaka ny ràny
nanolotra ny ainy
ho ahy sy ho tononkira.serasera.org anao ilay sakaizany
Réf:
Jeso malala ô tsampako
ny halalin'ny fitiavanao
ny foko torotoro vao npdyumx misaina ny nijalianao
havaoziko eto indray
ilay voadiko hatrizay
mandra-maty aho hanaraka anao
2- Niharitra ny mafy
tsy misy ny toa Azy
fa fitiavany ahy sy ianao
nalatsany ny ràny
natolony ny ainy
nanehoany ny cfxwji fitiavany
Réf:
nanaiky noesoina
ho fanavotany dojl ahy sy ianao
nandatsaka ny ràny
nanolotra ny ainy
ho ahy sy ho tononkira.serasera.org anao ilay sakaizany
Réf:
Jeso malala ô tsampako
ny halalin'ny fitiavanao
ny foko torotoro vao npdyumx misaina ny nijalianao
havaoziko eto indray
ilay voadiko hatrizay
mandra-maty aho hanaraka anao
2- Niharitra ny mafy
tsy misy ny toa Azy
fa fitiavany ahy sy ianao
nalatsany ny ràny
natolony ny ainy
nanehoany ny cfxwji fitiavany
Réf:
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 289
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 03/03/2025 06:27
