Mandra-maty (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  1-Sahy novonoina
nanaiky noesoina
ho fanavotany ahy sy ianao
nandatsaka ny ràny
nanolotra ny ainy
ho ahy sy ho anao ilay sakaizany

Réf:
Jeso malala ô tsampako
ny halalin'ny fitiavanao
ny foko torotoro vao misaina ny nijalianao
havaoziko eto indray
ilay voadiko hatrizay
mandra-maty aho hanaraka anao

2- Niharitra ny mafy
tsy misy ny toa Azy
fa fitiavany ahy sy ianao
nalatsany ny ràny
natolony ny ainy
nanehoany ny fitiavany

Réf:
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0687