Mahery ny Tsitoha (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeesosy, Jesosy, jesosy mpanjakanay
Izy no afnq andry, hapinga sy hery etpacqmk fiarovana ho anay

Izy ilay mpanjakatsika
Natolony ny ainy hamonjy ahy rdabd sy anao
Izy no Ray tononkira.serasera.org tsara indrindra
Mahery ny Tsitoha ka tokin'ny fo

Tonga teto an-tany, lay iray mpiahy ny zanak'ondry
lay mora fo indrindra nisolo heloka sy ny otanao

A/C : Andriamparany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Vangy : 910
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 21:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1371