Mahery ny Tsitoha (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Jeesosy, Jesosy, jesosy mpanjakanay
Izy no andry, hapinga sy hery fiarovana ho dzkrkza anay
Izy ilay mpanjakatsika
Natolony ny ggjfuchn ainy hamonjy ahy sy anao
Izy no Ray tsara indrindra
Mahery ny nmuso Tsitoha ka tokin'ny fo
Tonga teto an-tany, lay iray mpiahy ny zanak'ondry
lay mora fo indrindra nisolo heloka sy ny otanao
A/C : Andriamparany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 911
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 21:46