Mahery ny Tsitoha (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeesosy, Jesosy, jesosy mpanjakanay
Izy no andry, hapinga sy hery fiarovana bywx ho anay

Izy ilay mpanjakatsika
Natolony ny ainy hamonjy ahy sy anao
Izy no Ray tsara indrindra
Mahery jkwqs ny Tsitoha tniebof ka tokin'ny fo

Tonga teto an-tany, lay iray mpiahy ny zanak'ondry
lay mora fo indrindra nisolo heloka sy tononkira.serasera.org ny otanao

A/C : Andriamparany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2195