Jesoa Mpanavotra (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô Ray be fitiavana
miondrika mitsaoka anao zahay
fa voadio sy voavela heloka
ka okco sambatra ny fo saina tawrchq fanahy
isaoranay zjuvsyen ny Tompo izay nanavotra
nitsotra tanana izy hamonjy anay
ka na dia lavo noho ny ota aza izahay
hitsangana tantananao ry Ray
Nniady mafy ilay satana rafinay
nihoman-kandresy hambabo tononkira.serasera.org ny fanahy
soa fa teo ianao Jeso mpanavotra
nanangana ahy mba tsy ho fefika
A/C : Andriamparany
miondrika mitsaoka anao zahay
fa voadio sy voavela heloka
ka okco sambatra ny fo saina tawrchq fanahy
isaoranay zjuvsyen ny Tompo izay nanavotra
nitsotra tanana izy hamonjy anay
ka na dia lavo noho ny ota aza izahay
hitsangana tantananao ry Ray
Nniady mafy ilay satana rafinay
nihoman-kandresy hambabo tononkira.serasera.org ny fanahy
soa fa teo ianao Jeso mpanavotra
nanangana ahy mba tsy ho fefika
A/C : Andriamparany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 1324
Likes : 1 Like
Created by : Valova
Date : 14/10/2020 21:46
