Jesoa Mpanavotra (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô Ray be fitiavana
miondrika mitsaoka anao zahay
fa voadio sy voavela heloka
ka sambatra ny fo saina fanahy
isaoranay ny Tompo izay nanavotra
nitsotra tanana ricsnfur izy hamonjy anay
ka na afuddsof dia lavo noho ny ota tononkira.serasera.org aza izahay
hitsangana tantananao ry Ray
Nniady mafy ilay satana rafinay
nihoman-kandresy hambabo ny fanahy
soa fa teo ianao Jeso mpanavotra
nanangana xdzoz ahy mba tsy ho fefika
A/C : Andriamparany
miondrika mitsaoka anao zahay
fa voadio sy voavela heloka
ka sambatra ny fo saina fanahy
isaoranay ny Tompo izay nanavotra
nitsotra tanana ricsnfur izy hamonjy anay
ka na afuddsof dia lavo noho ny ota tononkira.serasera.org aza izahay
hitsangana tantananao ry Ray
Nniady mafy ilay satana rafinay
nihoman-kandresy hambabo ny fanahy
soa fa teo ianao Jeso mpanavotra
nanangana xdzoz ahy mba tsy ho fefika
A/C : Andriamparany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 1215
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 14/10/2020 21:46
