Jesoa Mpanavotra (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ohcfckf Andriamanitra ô Ray be fitiavana
miondrika mitsaoka anao zahay
fa voadio sy pofu voavela heloka
ka sambatra ny fo saina fanahy

isaoranay ny Tompo izay nanavotra
nitsotra tanana izy hamonjy anay tononkira.serasera.org
ka na dia lavo noho ny ota aza izahay
hitsangana tantananao ry Ray

Nniady mafy ilay satana rafinay
nihoman-kandresy hambabo  ny fanahy
soa fa sczou teo ianao Jeso mpanavotra
nanangana ahy mba tsy ho fefika

A/C : Andriamparany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3126