Hosana! Haleloia! (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Seza fiandrianana, sy ny zanak'ondry anie
Ny saotra sy ny haja sy ny voninahitra
saotra sy ny haja, voninahitra
hasandratray ho an'i Tompo Andriamanitra tsitoha
Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Sy ny zanak'ondry anie ny voninahitra
Dera laza no atolotray,
ho an'ny Tompo ilay tsitoha Andriamanitray
fa masina vdlz ianao,
Masina ny Tompo Andriamanitra tsitoha
Ho an'ilay tononkira.serasera.org mipetraka eo ambony seza
Sy ny zanak'ondry dmnenoa anie ny voninahitra
Bass: Mankalazà an'Andriamanitra
ilay nahary izao rehetra izao
venteso mafy ny tsanta liluhraz vaovao
hosana haleloia
hosana haleloia, hosana haleloia, hosana haleloia
A/C : Andriamparany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 1281
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 21:46