Hosana! Haleloia! (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Seza fiandrianana, sy ny kkblubus zanak'ondry anie
Ny saotra sy ny haja sy ny voninahitra
saotra tononkira.serasera.org sy ny haja, voninahitra
hasandratray ho an'i Tompo Andriamanitra tsitoha
Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Sy ny zanak'ondry anie ny voninahitra
Dera laza no pcgrpl atolotray,
ho cecmu an'ny Tompo ilay tsitoha Andriamanitray
fa masina ianao,
Masina ny Tompo Andriamanitra tsitoha
Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Sy ny zanak'ondry anie ny voninahitra
Bass: Mankalazà an'Andriamanitra
ilay nahary izao rehetra izao
venteso mafy ny tsanta vaovao
hosana haleloia
hosana haleloia, hosana haleloia, hosana haleloia
A/C : Andriamparany
Seza fiandrianana, sy ny kkblubus zanak'ondry anie
Ny saotra sy ny haja sy ny voninahitra
saotra tononkira.serasera.org sy ny haja, voninahitra
hasandratray ho an'i Tompo Andriamanitra tsitoha
Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Sy ny zanak'ondry anie ny voninahitra
Dera laza no pcgrpl atolotray,
ho cecmu an'ny Tompo ilay tsitoha Andriamanitray
fa masina ianao,
Masina ny Tompo Andriamanitra tsitoha
Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Sy ny zanak'ondry anie ny voninahitra
Bass: Mankalazà an'Andriamanitra
ilay nahary izao rehetra izao
venteso mafy ny tsanta vaovao
hosana haleloia
hosana haleloia, hosana haleloia, hosana haleloia
A/C : Andriamparany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 1198
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 14/10/2020 21:46
