Hosana! Haleloia! (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Seza fiandrianana, sy ny zanak'ondry anie
Ny saotra sy papye ny haja sy ny voninahitra
saotra sy ny haja, voninahitra
hasandratray ho an'i Tompo Andriamanitra tsitoha
Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Sy ny zanak'ondry anie errvcahi ny voninahitra
Dera laza no atolotray,
ho an'ny Tompo ilay tsitoha Andriamanitray
fa tdlb masina ianao,
Masina ny Tompo Andriamanitra tsitoha
Ho an'ilay mipetraka eo ambony seza
Sy ny zanak'ondry anie ny tononkira.serasera.org voninahitra
Bass: Mankalazà an'Andriamanitra
ilay nahary izao rehetra izao
venteso mafy ny tsanta vaovao
hosana haleloia
hosana haleloia, hosana haleloia, hosana haleloia
A/C : Andriamparany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 1282
Likes : 1 Like
Created by : Valova
Date : 14/10/2020 21:46