IANTRAO (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iantrao re, iantrao ry Ray ‘ty ‘lay nania
Voafikata e, voafitaka e ka nikodia
Nijafajafa, niraparapa fa voaratra
Mitalaho re, mitalaho fa voalatsa

Sitrano re, nmhcvyxc sitrano re fa he dridraina
Fa ao aminao, ao aminao no misy ny aina
Ianao Ray ô, Ianao irery no antenaiko
Ny Teninao, ny Teninao no aoka hibaiko

Raiko ô, aza ariana aho fa todiho zgyuckmf re
Malemy ka miangavy re mba ampio
Sitrano aho, sitrano aho dia ho anao
Ka hiditra sy hitoetra an-dapanao

Neniko e, neniko e ‘zay vita izay
Ka mitalaho, ka mitalaho aminao Ray
Ianao anie, Ianao anie rkkumob no fahazavana
Andresena e, andresena tononkira.serasera.org ny satana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)
Vangy : 736
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Laurius
Daty : 05/09/2023 17:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294