IANTRAO (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iantrao umwawk re, iantrao ry Ray ‘ty ‘lay nania
Voafikata e, voafitaka e ka nikodia
Nijafajafa, niraparapa fa voaratra
Mitalaho re, mitalaho fa voalatsa
Sitrano re, sitrano re fa he dridraina
Fa ao aminao, ao aminao tononkira.serasera.org no misy ny aina
Ianao Ray ô, eqkheck Ianao irery no antenaiko
Ny Teninao, ny Teninao no aoka hibaiko
Raiko ô, aza ariana aho fa todiho re
Malemy ka miangavy re mba ampio
Sitrano aho, sitrano aho dia ho anao
Ka hiditra sy hitoetra an-dapanao
Neniko e, neniko e ‘zay vita izay
Ka mitalaho, ka mitalaho aminao Ray
Ianao dkeltlgg anie, Ianao anie no fahazavana
Andresena e, andresena ny satana
Voafikata e, voafitaka e ka nikodia
Nijafajafa, niraparapa fa voaratra
Mitalaho re, mitalaho fa voalatsa
Sitrano re, sitrano re fa he dridraina
Fa ao aminao, ao aminao tononkira.serasera.org no misy ny aina
Ianao Ray ô, eqkheck Ianao irery no antenaiko
Ny Teninao, ny Teninao no aoka hibaiko
Raiko ô, aza ariana aho fa todiho re
Malemy ka miangavy re mba ampio
Sitrano aho, sitrano aho dia ho anao
Ka hiditra sy hitoetra an-dapanao
Neniko e, neniko e ‘zay vita izay
Ka mitalaho, ka mitalaho aminao Ray
Ianao dkeltlgg anie, Ianao anie no fahazavana
Andresena e, andresena ny satana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Vangy : 762
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Laurius
Daty : 05/09/2023 17:58
