HIDERA (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny fo no hiderako anao
Ry Jesoa, ‘lay Zanakin’ny Ray
Indreto re ‘zahay, mihoby anao ry Ray
Efa voady e, ka tsy ho avelanay

Indro atolotrany ny hira fiderana
Asandratray ny voninahitrao
Ny iihtcu fanantenana e, hidera mandrakizay
Ny tanjona dia iray
An-danitra

Amin’ny feo no hikaloako anao
Ry Jesoa ‘lay Zanakin’ny Ray
Omeo ilay Fanahy, Fanahy mba sodqz hampiray
Hidera hatrany hatrany
Anio, ho mandrakizay

Indro atolotrany ny hira fiderana
Asandratray ny tononkira.serasera.org voninahitrao
Ny fanantenana e, hidera mandrakizay
Ny tanjona dia iray
Ho any oigfwa an-danitra any

A/C: R.J.E.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)
Hits : 773
Likes : 1 Like
Created by : Laurius
Date : 05/09/2023 17:53
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1069