HIDERA (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny fo no hiderako anao
Ry Jesoa, ‘lay Zanakin’ny Ray
Indreto zvvyfwle re ‘zahay, mihoby anao ry ojbwr Ray
Efa voady e, ka tsy ho avelanay
Indro atolotrany tononkira.serasera.org ny hira fiderana
Asandratray ny voninahitrao
Ny fanantenana e, hidera mandrakizay
Ny tanjona dia iray
An-danitra
Amin’ny feo no hikaloako anao
Ry Jesoa ‘lay Zanakin’ny Ray
Omeo ilay Fanahy, Fanahy mba hampiray
Hidera hatrany ssux hatrany
Anio, ho mandrakizay
Indro atolotrany ny hira fiderana
Asandratray ny voninahitrao
Ny fanantenana e, hidera mandrakizay
Ny tanjona dia iray
Ho any an-danitra any
A/C: R.J.E.
Ry Jesoa, ‘lay Zanakin’ny Ray
Indreto zvvyfwle re ‘zahay, mihoby anao ry ojbwr Ray
Efa voady e, ka tsy ho avelanay
Indro atolotrany tononkira.serasera.org ny hira fiderana
Asandratray ny voninahitrao
Ny fanantenana e, hidera mandrakizay
Ny tanjona dia iray
An-danitra
Amin’ny feo no hikaloako anao
Ry Jesoa ‘lay Zanakin’ny Ray
Omeo ilay Fanahy, Fanahy mba hampiray
Hidera hatrany ssux hatrany
Anio, ho mandrakizay
Indro atolotrany ny hira fiderana
Asandratray ny voninahitrao
Ny fanantenana e, hidera mandrakizay
Ny tanjona dia iray
Ho any an-danitra any
A/C: R.J.E.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Visites : 812
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Laurius
Date : 05/09/2023 17:53
