FIADANANA (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay mpianakavy
Tafavory iray an-tranonao
Mifandray tanana ho mari-pihavanana
Mpiray tam-po tsy misy hafa

Mivondrona ao amin’i Kristy izahay
Mitambatra ho vatana iray
Miombo-kafaliana amin’ny fanasana masina
Sakafo aroson’izy Ray tononkira.serasera.org ho nomfht anay

Indreto ktrrlx izahay nantsoinao
Ho vahoaka masina navotanao
Mitory ny fitiavana mba ho fanasina
Tsy mvvojqnm misy hafa samy zanakao

A/C : Nivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)
Vangy : 968
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Laurius
Daty : 07/09/2023 19:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324