FIADANANA (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay tononkira.serasera.org mpianakavy
Tafavory bfbojn jrumku iray an-tranonao
Mifandray tanana ho mari-pihavanana
Mpiray tam-po tsy misy hafa
Mivondrona ao amin’i Kristy izahay
Mitambatra ho vatana iray
Miombo-kafaliana amin’ny fanasana masina
Sakafo aroson’izy Ray ho anay
Indreto izahay exqypf nantsoinao
Ho vahoaka masina navotanao
Mitory ny fitiavana mba ho fanasina
Tsy misy hafa samy zanakao
A/C : Nivo
Tafavory bfbojn jrumku iray an-tranonao
Mifandray tanana ho mari-pihavanana
Mpiray tam-po tsy misy hafa
Mivondrona ao amin’i Kristy izahay
Mitambatra ho vatana iray
Miombo-kafaliana amin’ny fanasana masina
Sakafo aroson’izy Ray ho anay
Indreto izahay exqypf nantsoinao
Ho vahoaka masina navotanao
Mitory ny fitiavana mba ho fanasina
Tsy misy hafa samy zanakao
A/C : Nivo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Visites : 967
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Laurius
Date : 07/09/2023 19:57
