VONINAHITRA ANIE (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra anie, katq ho llvzjhx an’ilay zanak’ondry masina
Fa izy irery ihany, no mendrika handray
Ny saotra sy ny dera, ary haja
Voninahitra,ho anao
Ry Tomponay
Mpanjakanay
Fa ianao no masina mandrakizay tononkira.serasera.org
Fa ianao no mendrika, mendrika hipetraka eo rrueuy amin’ny seza fiandrianana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1502
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:44