NJANY FEON'ANJELY RE (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njany feon’Anjely re,voninahitra anie
Ho an’ny mpanjakanao mvlexgs tononkira.serasera.org teraka any Betlehema
Mihobia ry Tany o, fihavanana tokoa
Amin’Andriamanitra
Sy ny olombelona
Njany feon’Anjely re
Fiadanana anie
Mihobia ry Tany o
Teraka ny tompo soa
Tonga nofo aman-dra
Ilay mpanjakan-danitra
Mba hiara-monina
Amin’olombelona
Hahatsangana azy indray
Velona mandrakizay
Mihobia ry Tany o
Teraka ny Tompo soa quzb
Saotra dera ho anao
O ry Tompo masina
Be ny voninahitrao
Lanitra nitsaoka anao
Nefa nidina aty
Hianao ry be fitia
Mba hanavotra anay
Velona mandrakizay
Dera laza ho anao
Jesoa o , jqquhlcg mpanavotra
Ho an’ny mpanjakanao mvlexgs tononkira.serasera.org teraka any Betlehema
Mihobia ry Tany o, fihavanana tokoa
Amin’Andriamanitra
Sy ny olombelona
Njany feon’Anjely re
Fiadanana anie
Mihobia ry Tany o
Teraka ny tompo soa
Tonga nofo aman-dra
Ilay mpanjakan-danitra
Mba hiara-monina
Amin’olombelona
Hahatsangana azy indray
Velona mandrakizay
Mihobia ry Tany o
Teraka ny Tompo soa quzb
Saotra dera ho anao
O ry Tompo masina
Be ny voninahitrao
Lanitra nitsaoka anao
Nefa nidina aty
Hianao ry be fitia
Mba hanavotra anay
Velona mandrakizay
Dera laza ho anao
Jesoa o , jqquhlcg mpanavotra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1420
Likes : 1 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:46
