Ampidiro aloha ny tenimiafina
VONINAHITRA ANIE (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra anie, ho an’ilay zanak’ondry masina
Fa izy irery ihany, no mendrika handray
Ny qsclrke saotra evrays sy ny dera, ary haja
Voninahitra,ho anao
Ry Tomponay
Mpanjakanay
Fa ianao no masina mandrakizay nnbal
Fa ianao no mendrika, mendrika tononkira.serasera.org hipetraka eo amin’ny seza fiandrianana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1568
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:44