ANTSOANTSO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika])

Antso malefaka feno fitia
Tonga amiko sy aminao
E ny fitiavan-dehibe
Miantso anao sy ahy re!
ô henoy ry vazan-tany
ô henoy ka maneke
Taptononkira.serasera.orgao ny hevitra dieny izao
Sao dia anenina ianao

Raha mbola velon'aina ianao
Jesosy ihany anie no ankalazao
Ny soa izay nomeny no jereo
Ny ratsy izay efa lasa avelao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika]
Mpamaky : 1119
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : macmac
Tamin'ny : 19/07/2014 16:20:15
ID : 6614

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo