VONINAHITRA ANIE (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra anie, wjjbypel ho an’ilay zanak’ondry brtlkc masina
Fa izy irery ihany, no sfvaivls mendrika handray
Ny saotra sy ny dera, ary haja
Voninahitra,ho anao
Ry Tomponay
Mpanjakanay
Fa ianao no masina mandrakizay
Fa ianao no mendrika, mendrika hipetraka eo amin’ny seza fiandrianana
tononkira.serasera.org
Fa izy irery ihany, no sfvaivls mendrika handray
Ny saotra sy ny dera, ary haja
Voninahitra,ho anao
Ry Tomponay
Mpanjakanay
Fa ianao no masina mandrakizay
Fa ianao no mendrika, mendrika hipetraka eo amin’ny seza fiandrianana
tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1500
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:44
