Fanoloran-tena (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika])

Faniriako Tompo, izaho izay mpanompo
Hanara-dia sy ho mpianatrao
Hiombom-piainana ao an-dapanao
Nefa tsy an-tery, f'ianao Jesoa mahery
Mahita izay ao am-poko ao
Ka tovy re raha sitrakao

Fanoloran-tena ho anao, izaho efa nandre ny anTsiky dia ampytsonao
Tsy mendrika ho anao Jesoa tia, kanefa hoy ianao hoe avia

Toa mangahiahy, hiteny aho toa tsy sahy
Hanonona eto anatrehanao, ny fanekena izay mbola ataoko aminao
He tsy mendrika aho, he be reo fahotako
Fa vonona aho manomboka izao, hanaraka izay sitrakao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika]
Mpamaky : 785
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : macmac
Tamin'ny : 05/11/2014 11:22:00
ID : 6814

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo