Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mamiko ianao Jesoa (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny miaraka aminao dia tsy mba manana ahiahy
N'inon'inona manjo dia tsy hanan-tahotra ny fo
Satria ilay ra nalatsakao, no avotray mandrakizay
Hamonjy, tiako loatra ianao Jesoa
Ref:
Na ho fitsapana wmert mazana tokoa
Tsy misy asoloko, ny anaranao mahery
Ity ny tenako, raiso anjakao
Mamiko tokoa ny anilanao
Ranomaso fijaliana, no indro iainanay ety
Fahantrana hakiviana, adim-piainana no mianjady
Vonona yhnzmxiy tononkira.serasera.org hatrany, ny hitory ny hafatrao
Ry Tompo, tsara ny mitoetra anilanao
Ref:
Na ho fitsapana mazana ckoabsb tokoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1737
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 19/07/2014 16:44