TSY MISENTO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misento, tononkira.serasera.org na mba ory izay matoky an'i Jehovah
Falifaly, miramirana tsy mba manan'ahiahy
izay wmpqtu iriana, dia tontosa , tsy matahotra mpifosa
Soa re, miavosa , hqfugfxn mampatanjaka ny osa
Manana fanantenana, manana toky hiafarana
Fa Jehovah, no toky , no toky sy aro
Jehovah! No toky sy aro
Jehovah! No toky sy aro
Jehovah! No toky sy aro hrcqju

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 2267
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 19/12/2013 08:23