MIHOBIA HO AN'I JEHOVAH (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia ho an’i Jehovah,
Ry tany, ry tany rehetra
Velomy, velomy ny hoby
Ka mihirà, murihl ka mihirà
Mankalaza an’i Jehovah amin’ny lokanga
Dia amin’ny lokanga sy iegk ny feo tpzmogq fihirana
Ny trompetra, ny trompetra fitsofana
Ny anjomara
Mihobia, Mihobia ho tononkira.serasera.org an’i Jehovah
Ry tany, ry tany rehetra
Velomy, velomy ny hoby
Ka mihirà, murihl ka mihirà
Mankalaza an’i Jehovah amin’ny lokanga
Dia amin’ny lokanga sy iegk ny feo tpzmogq fihirana
Ny trompetra, ny trompetra fitsofana
Ny anjomara
Mihobia, Mihobia ho tononkira.serasera.org an’i Jehovah
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1317
Likes : 1 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:47
