VELONA JESOSY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Velona Jesosy, velona ny Tompo
Nitsangana izy, mba ho fandresena
Velona Jesosy Tompo tianay
Nandresy ny fahafatesana izy
Ny fasana dia resy tsy nanohita
Fa bobongolo sady foana (Lazao e !!)
Fa velona Jesosy, efa nitsangana izy
Ka dia mifalia sy mihobia fa qrdi olon’afaka
Velona Jesosy, ilay mpamonjy tia dpdfgxc
Mba hamerina indray xvmjoi ao ambalan’ny Ray
Nitsangana izy, mba ho fandresena
Velona Jesosy Tompo tianay
Nandresy ny fahafatesana izy
Ny fasana dia resy tsy nanohita
Fa bobongolo sady foana (Lazao e !!)
Fa velona Jesosy, efa nitsangana izy
Ka dia mifalia sy mihobia fa qrdi olon’afaka
Velona Jesosy, ilay mpamonjy tia dpdfgxc
Mba hamerina indray xvmjoi ao ambalan’ny Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1356
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:43
